«Rugby Women’s Africa» : Lavon’i Ouganda i Madagasikara
[Newsmada - Madagascar] - 12/06/2025
Notontosaina tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Resy tamin’izany ny Makis Ladies, rehefa lavon’i Ouganda, tamin’ny isa 24 no ho 20, i Ouganda. Tsiahivina fa teo amin’ny fizaram-potoana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Tsy afaka handray anjara amin’ny “Grand Slam”hatao any Mongolie manomboka ny 25 jolay izao, ny malagasy mpikatroka, (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
Ampitifirana Ankatso : Hommage solennel aux cinq héros de la rébellion de 1947 fusillés en 1948
Ce samedi 19 juillet, le site d’Ampitifirana, à Ankatso, a accueilli une cérémonie de grande envergure marquant le (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Coach John Douaglin : “Nijerena ny lesoka ny lalao tamin’i Côte d’Ivoire”
Naneho ny heviny ny mpanazatra ny Ankoay, taorian’ny lalao nifandonan’i Madagasikara tamin’ny ekipan’i Côte (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
Andranomadio Toamasina : Nahitana tovovavy 15 taona nananton-tena
An-dranomaso ireo ray aman-drenin’ity tovovavy vao 15 taona hitan’ny olona nihantona tamin’ny tady tao Andranomadio (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Yas : Tohana ho an’ny fananan’asa
Manohana mivantana ny hetsika Fihaonamben’ny fampiofanana, ny asa ary ny fampananasan’asa (CFME) ny orinasa Yas. (…)
[Newsmada] - 25/07/2025