Filoha Rajoelina Andry: Niatrika ny fandevenana ny Ray Masina François
[Newsmada - Madagascar] - 28/04/2025
Voalevina tamin’ny sabotsy ny Papa François, lehiben’ny fiangonana Katolika Romana. Nanatrika izany, nisolotena ny Malagasy ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry mivady Nanainga avy hatrany nihazo ny tany Vatican ny delegasionina, taorian’ny fahavitan’ny fihaonana an-tampon’ny COI, natao teny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Ankadikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”
Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsiboka, hanesorana minisitra (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Célébration des 65 ans de l’indépendance: lever de drapeau à l’Université d’Antananarivo
L’Université d’Antananarivo a marqué le coup d’envoi des festivités célébrant le 65e anniversaire de l’indépendance (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers (…)
[Newsmada] - 11/06/2025