Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
[Newsmada - Madagascar] - 11/06/2025
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers Vintsy Tanà» (UVVT), ny 5 jona teo. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME). Nifantoka tamin’ny fanabeazana ara-tontolo iainana ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lakandranon’i Pangalana : Havokavoky ny toekaren’ny faritra amorontsiraka
Anisan’ny lakandrano lava indrindra eto Madagasikara i Pangalana, izay mampifandray faritra telo, ny faritra (…)
[Newsmada] - 28/07/2025
Barea Chan : Mbola baraingo amin’ny maro ny tsy fivoahan’ny lisitra
Efa dila ny fe-potoana. Omaly no fotoana farany nomen’ny Kaonfederasionina afrikanina handefasana ny lisitry ny (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
Tsipy kanetibe – «Mondiaux Jeunes» : Fantatra ireo 4 mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Navoakan’ny Federation Sport-boule malagasy (FSBM), ny faran’ny herinandro teo, ny anaran’ireo ankizy efatra (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
CUA : Hikarakara fialamboly ho an’ny ankizy
Nambaran’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA), Ramanantsoa Harilala, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
La difficulté d’exercer une pression sur Israël
« L’armée israélienne doit cesser de tuer des personnes aux points de distribution de vivres à Gaza ». Les propos de (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025