Futsal vehivavy – CAN 2025: Laharana fahenina ny Barea Ladies
[Newsmada - Madagascar] - 2/05/2025
Nifarana teo amin’ny laharana fahenina ny dian’ny Barea Ladies, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra lalaovina anaty efitrano na ny Futsal. Fihaonana, notanterahina tany Maroc. Ny talata lasa teo, niondrika teo anatrehan’ny faraonan’i Ejipta, tamin’ny isa 4 no (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Police nationale : De nouvelles têtes au sein des 3 Commissariats Centraux de la Capitale
Une cérémonie de passation de commandement s’est déroulée le jeudi 05 juin au bureau de la Direction Régionale de la (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky
Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Filoha Rajoelina Andry:”Mitaky fandavantena ny asa fampandrosoana”
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fananganan-tsaina ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany (…)
[Newsmada] - 7/06/2025