Akademia Miaramila Antsirabe : Naseho ambany faneva ny andiany manokana faha-27

[Newsmada - Madagascar] - 3/05/2025
Notanterahina omaly, tao amin’ny Akademia Mia­ramila (Acmil) Antsi­rabe, ny fanehoana ambany faneva ireo mpianatra ho manamboninahitra avy ao amin’ny an­diany manokana faha-27 na 27°Péloton de Formation Mi­litaire des Cadres Spécialistes (PFMCS). Nanome voninahitra izany ny minisitry ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Anosibe : Jiolahy telo maty voatifitry ny SAG
Nandriaka ny ra, nirefodrefotra ny basy tetsy Anosibe, ny zoma teo, tamin’ny 2 ora maraina. Jiolahy telo lavon’ny (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Hafatry ny faha-45 taona FFKM: “Aoka isika hanome haranjono fa tsy hanolotra trondro”
Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo, ny alahady teo, ny faha-45 taona nijoroan’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Toekarena mihodina : Hamafisina ny tetikasa kopakelatra
Olana goavana atrehin’izao tontolo izao ny loto avy amin’ ny tavoahangy plastika. An-tapitrisany isan-taona ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |