Kick -“Fight Night”: Nahazo medaly volamena i Tojo

[Newsmada - Madagascar] - 6/05/2025
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany La Réunion, ny katrok’ady “Fight Night”, taranja kick-boxing. Nanana solontena telo lahy i Madagasikara, izay nalefan’ny Lion Force, nahitana an-dRandriatsiresy Tojoniaina, sokajy latsaky ny 60 kg. Izy izay nandrombaka ny medaly volamena teo amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana San­dra­tra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny ma­la­gasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky
Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fam­piasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Alakamisy Anosiala : Une famille attaquée par des bandits armés, la population vit dans la terreur
Une violente attaque a secoué le quartier d’Alakamisy Anosiala dans la nuit de mardi à mercredi. Une bande de (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Education complète à la sexualité : 700 jeunes et parents sensibilisés dans le Sud
Dans un contexte où le taux de grossesse précoce est alarmant dans le Sud du pays, l’association International youth (…)
[Newsmada] - 4/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |