Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
[Newsmada - Madagascar] - 7/06/2025
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho fampivoarana ny fizotran’ny asan’ny parlemanta. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin. Nasongadiny tamin’izany fa hojerena ny fomba mahomby sy hanatrarana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Adin’ny mpirahalahy : Telo mianaka voarasarasa antsy
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany roa lahy namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Antsatramidola, omaly. Rahalahiny (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025