VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 10/05/2025
Nampakatra 12% ny taham-bola fototra manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana 8,4% ny Banky foiben’i Madagasikara. Fepetra noraisiny noho ny tsy fahamarinan-toeran’ny toekarena maneran-tany sy ny olana ara-barotra misy amin’izao fotoana. Mampirisika ny fanitsiana ny Tahirimbola iraisam-pirenena (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Toekarena mihodina : Hamafisina ny tetikasa kopakelatra
Olana goavana atrehin’izao tontolo izao ny loto avy amin’ ny tavoahangy plastika. An-tapitrisany isan-taona ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena
Anisan’ny faritra ma­mo­katra lavanila ny kaominina Ma­romi­tety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky
Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Célébration des 65 ans de l’indépendance: lever de drapeau à l’Université d’Antananarivo
L’Université d’Antananarivo a marqué le coup d’envoi des festivités célébrant le 65e anniversaire de l’indépendance (…)
[Newsmada] - 4/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |