Baolina kitra: Tonga hijery ny fifaninanana eto i Corentin Martins
[Newsmada - Madagascar] - 13/05/2025
Ny zoma alina lasa teo no tonga teto Madagasikara i Corentin Martins, mpanazatra ny Barea de Madagascar. Tsy niandry ela fa ny ampitson’io ihany, tonga nijery ny fifaninanana teto an-toerana ny tenany ka anisan’izany ny dingana ampaha-16ndalana hiadiana ny “Yas amboaran’i Madagasikara”. Tsy izy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Police nationale : De nouvelles têtes au sein des 3 Commissariats Centraux de la Capitale
Une cérémonie de passation de commandement s’est déroulée le jeudi 05 juin au bureau de la Direction Régionale de la (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
“Festival de trails Madagascar” : Eny Ambohijanaka ny andiany voalohany
Hatao ny sabotsy 21 jona izao, eny Ambohijanaka, ny andiany voalohany amin’ny “Festival de Trails Madagascar”, (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Nampiasa zava-maranitra : Lehilahy namono olona notanana am-ponja
Notanana am-ponja taorian’ny fitsarana azy afakomaly, ny lehilahy namono olona tao amin’ny kaominina Andovoranto, (…)
[Newsmada] - 13/06/2025