Nampiasa zava-maranitra : Lehilahy namono olona notanana am-ponja
[Newsmada - Madagascar] - 13/06/2025
Notanana am-ponja taorian’ny fitsarana azy afakomaly, ny lehilahy namono olona tao amin’ny kaominina Andovoranto, distrikan’i Brickaville. Nokapakapain’io lehilahy nahavanon-doza io tamin’ny antsy teo amin’ny lohany ny raim-pianakaviana iray 70 taona. Avy naka fary tany an-tsaha ity farany, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby vehivavy – CAN 2025 : Nomontsanin’i Kenya ny Makis Ladies
Rendrika tanteraka ny Makis Ladies, nandritra ny andro voalohany niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny “Olympic Day”. Nisy ny hetsika nanamarihina izany, (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana Sandratra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
TSELATRA
Taksiborosy sy sarety nifandona teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, tao Ambohimandroso, omaly maraina. Omby efatra (…)
[Newsmada] - 13/06/2025