Polisim-pirenena Mangarano Toamasina : Tovolahy roa voasambotra nivarotra zava-mahadomelina mahery vaika

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 14/05/2025
Voasambotry ny kaomisaria ao Mangarano tovolahy roa mpivarotra sy mpihazona zava-mahadomelina mahery vaika, “Cocaine”. Araka ny vaovao voaray avy amin’ny olona mpiara-miasa aminy izay tsara sitra-po nanome ny vaovao marim-pototra nahatrarana azy ireo ny polisy. Izay no nahatrarana ny iray tao (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Divorce consommé entre Musk et Trump
Cela devait arriver. Le divorce entre Donald Trump et Elon Musk éclate enfin au grand jour. La guerre feutrée s’est (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana San­dra­tra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny ma­la­gasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
MIDIRAMA : Un mois de juin qui commence dans l’effervescence
Dans la fraîcheur hivernale de ce début du mois de juin, les Malgaches semblent insensibles à la montée d’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany (…)
[Newsmada] - 5/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |