« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG
[Newsmada - Madagascar] - 5/06/2025
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany fahatelo. Nahomby ny hetsika ary nitombo ny mpandray anjara. Tratra, araka izany, ny tanjona ho an’ny ligin’i Vakinankaratra, mpikarakara. Nahitana taninketsa maro ihany koa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Alakamisy Anosiala : Une famille attaquée par des bandits armés, la population vit dans la terreur
Une violente attaque a secoué le quartier d’Alakamisy Anosiala dans la nuit de mardi à mercredi. Une bande de (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
“Cosafa Cup” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea de Madagascar
Barea de Madagascar hifandona amin’i Angola. Afrika Atsimo hifampitana amin’i Comores. Ireo ny fandaharan-dalaon’ny (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
Nécrologie du 7 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 7 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena
Anisan’ny faritra mamokatra lavanila ny kaominina Maromitety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena (…)
[Newsmada] - 11/06/2025