Taranja taekwondo : Tafaverina eo anivon’ny Com
[Newsmada - Madagascar] - 17/05/2025
Notanterahina omaly, tetsy amin’ny Tometal Mahamasina, ny fivoriamben’ny Kaomity olympika malagasy (Com). Tonga nanatrika izany ireo lehiben’ny federasionina miisa 27, mandrafitra ity kaomity iray misahana ny fanatanjahantena eto Madagasikara ity. Araka ny vaovao voaray teny an-toerana, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe: Nanao pao-droa i Matsiatra Ambony
Nametraka ny tantarany ao anatin’ny fifaninanam-pirenena ihany koa, ankehitriny, ny ligin’i Matsiatra Ambony. (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Anosibe : Jiolahy telo maty voatifitry ny SAG
Nandriaka ny ra, nirefodrefotra ny basy tetsy Anosibe, ny zoma teo, tamin’ny 2 ora maraina. Jiolahy telo lavon’ny (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025