Tsipy kanetibe: Nanao pao-droa i Matsiatra Ambony
[Newsmada - Madagascar] - 3/06/2025
Nametraka ny tantarany ao anatin’ny fifaninanam-pirenena ihany koa, ankehitriny, ny ligin’i Matsiatra Ambony. Nandrombaka anaram-boninahitra roa izy ireo nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe ho an’olon-droa miaraka. Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Asa tanana malagasy: Nitentina 38 tapitrisa euros ny fanondranana tany ivelany
Nankalazaina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny Andro maneran-tany ho an’ny asa tanana (JMA). Lohahevitra noraisina (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Filoha Rajoelina Andry:”Mitaky fandavantena ny asa fampandrosoana”
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fananganan-tsaina ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025