Randrianandrasana Miarisoa: tanora mampivelatra ny asa fikirakirana vy
[Newsmada - Madagascar] - 19/05/2025
Fianakaviana iray mifototra sy mivelona amin’ny fananganana fanaka sy haingo ao an-tonkatrano Randrianandrasana Miarisoa. Niatomboka tamin’ny fitsirian-kevitra hanatsara ny asa izay efa nataon’ny rafozany, an-taonany maro, izy. Tovolahy iray mamelona vady aman-janaka amin’ ny fanamboarana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Hampivoatra ny kolontsaina: Mila hampanjakaina ny fifanakalozana
Anisan’ny hisongadina mandritra ity volana jona ity ihany koa ny fanehoana ireo kolontsaina maro misy eto (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
Police nationale : De nouvelles têtes au sein des 3 Commissariats Centraux de la Capitale
Une cérémonie de passation de commandement s’est déroulée le jeudi 05 juin au bureau de la Direction Régionale de la (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
“Loko iray”: Seho hafa ho an’ny tanora
Misy endri-tseho maro, hikendrena ny tanora. Iray tamin’ ireny ny “loko iray”, notontosaina ny alahady teo, tetsy (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”
Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsiboka, hanesorana minisitra (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany (…)
[Newsmada] - 7/06/2025