JJB-Grand Slam: nahazo medaly volafotsy i Andy Rasamy
[Newsmada - Madagascar] - 20/05/2025
Fifaninanana iraisam-pirenena anisan’ny nisongadina tamin’ny faran’ny herinandro teo, ny “Grand Slam”, taranja Jiu-jitsu breziliana, izay natao tany Abu Dhabi. Nanana solontena 3 lahy i Madagasikara nandritra izany ary tsy nitsanga-menatra satria nandrombaka medaly volafotsy ny Malagasy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby vehivavy – Can 2025 : Tonga omaly ny Springboks Afrika Atsimo
J-3 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can) sokajy vehivavy, anio. Fihaonana (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Rugby vehivavy – CAN 2025 : Nomontsanin’i Kenya ny Makis Ladies
Rendrika tanteraka ny Makis Ladies, nandritra ny andro voalohany niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Hampivoatra ny kolontsaina: Mila hampanjakaina ny fifanakalozana
Anisan’ny hisongadina mandritra ity volana jona ity ihany koa ny fanehoana ireo kolontsaina maro misy eto (…)
[Newsmada] - 2/06/2025