Symabio : Mahazo vahana ny famokarana Bio
[Newsmada - Madagascar] - 21/05/2025
Efa lasa fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny famokarana biolojika. Mifototra amin’ny famokarana voajanahary tsy mampiasa akora simika, mitandro ny tontolo iainana sady afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro. Hatao ny 20 sy ny 21 jona ho avy izao, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny Tsenabe (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Tsiroanomandidy : Une femme grièvement blessée dans l’effondrement d’un manège
Mercredi soir, une ambiance festive s’est brusquement transformée en scène de chaos à Tsiroanomandidy, lorsqu’un (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Ankadikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025