Inner Wheel : Mpianatra 17 nahazo mari-pankasitrahana
[Newsmada - Madagascar] - 23/05/2025
Notolorana mari-pankasitrahana tetsy Antaninarenina, afakomaly, ireo ankizy 17 nandrato fahalalana momba ny zaitra. Nianatra nandritra ny enim-bolana, nanomboka ny volana janoary hatramin’ny volana jona, teo anivon’ny fikambanana Inner Wheel club Antananarivo izy ireo. Izay nahitana sokajy vao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Ankadikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
“Cosafa Cup” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea de Madagascar
Barea de Madagascar hifandona amin’i Angola. Afrika Atsimo hifampitana amin’i Comores. Ireo ny fandaharan-dalaon’ny (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Asa tanana malagasy: Nitentina 38 tapitrisa euros ny fanondranana tany ivelany
Nankalazaina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny Andro maneran-tany ho an’ny asa tanana (JMA). Lohahevitra noraisina (…)
[Newsmada] - 11/06/2025