FIM 2025: Fahombiazana ny hetsika, vina ho an’i Afrika

[Newsmada - Madagascar] - 26/05/2025
Fahombiazana lehibe ny setriny ho an’ny andiany faha-19 amin’ny Foire internationale de Madagascar (Fim), notanterahina teny amin’ny Centre de Conférences International Ivato, ny 22 hatramin’ny 25 mey lasa teo. Ho an’ny MadaVision, mpikarakara ny hetsika, nametraka aina vao ny « Fim 2025 ». (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rugby vehivavy – Can 2025 : Tonga omaly ny Springboks Afrika Atsimo
J-3 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can) sokajy vehivavy, anio. Fihaonana (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Hampivoatra ny kolontsaina: Mila hampanjakaina ny fifanakalozana
Anisan’ny hisongadina mandritra ity volana jona ity ihany koa ny fanehoana ireo kolontsaina maro misy eto (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fam­piasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |