VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 28/05/2025
Mahatratra 6 ora isan’andro ny fahatapahan-jiro eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, amin’izao fotoana. Miteraka fahasorenan’ny mpanjifa ny zava-misy na eo aza ny fanazavana ataon’ny orinasa Jirama. Miantraika amin’ny famatsian-drano ny tsy fisian’ny herinaratra. Mitandahatra maro eny amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mamim-bahiny
Higadona eto Madagasikara androany ny filohan’ny Slovenie. Fitsidihana faharoa nataona lehibe na filoha avy amin’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Alakamisy Anosiala : Une famille attaquée par des bandits armés, la population vit dans la terreur
Une violente attaque a secoué le quartier d’Alakamisy Anosiala dans la nuit de mardi à mercredi. Une bande de (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Hafatry ny faha-45 taona FFKM: “Aoka isika hanome haranjono fa tsy hanolotra trondro”
Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo, ny alahady teo, ny faha-45 taona nijoroan’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |