Lakandranon’i Pangalana : Havokavoky ny toekaren’ny faritra amorontsiraka
[Newsmada - Madagascar] - 28/07/2025
Anisan’ny lakandrano lava indrindra eto Madagasikara i Pangalana, izay mampifandray faritra telo, ny faritra Atsinanana, Fitovinany ary Atsimo atsinanana. Mandalo sy mamakivaky distrika miisa 13 izy io raha miisa 51 kosa ny kaominina lalovany. Mahatratra hatramin’ny 470 km ny refiny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
50 taona ny Aro : Mitentina 194 miliara Ar ny vola kirakiraina
Tranom-piantohana lehibe indrindra eto Madagasikara ny Assurance Aro. Tanjony ny hidiran’ny Malagasy amin’ny sehatry (…)
[Newsmada] - 25/07/2025
Andranomadio Toamasina : Nahitana tovovavy 15 taona nananton-tena
An-dranomaso ireo ray aman-drenin’ity tovovavy vao 15 taona hitan’ny olona nihantona tamin’ny tady tao Andranomadio (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Energie durable: Madagascar et l’Indonésie renforcent leur coopération
Dans le cadre du renforcement des liens bilatéraux, notamment dans le domaine des énergies renouvelables, une (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
Association ASFIT : L’éducation des jeunes à travers le football à Tanjombato
Fondée en février 2024, l’Association Sportive Fisandratana Tanjombato (ASFIT), en collaboration avec l’association (…)
[Midi Madagasikara] - 28/07/2025
CAF Trophy Hunt : gagnez un iPhone, un MacBook, une PlayStation et d’autres prix grâce à l’offre 1xBet !
Le second semestre 2025 promet d’être intense pour tous les passionnés de football africain. Plusieurs tournois (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025