Jirama : Mitohy ny dinika amin’ny mpiasa

[Newsmada - Madagascar] - 23/07/2025
Nisy ny fihaonana teny amin’ny Lapan’Ambohitsirohitra, omaly, mahakasika ny raharaha Jirama. Nanatanteraka izany, andaniny, ny solontena avy amin’ny fanjakana, nahitana ny ao amin’ny Holafitry ny prezidansa (ny talen’ny Kabi­netra sy ny Sekretera jeneraly), ny avy amin’ny minisitera voakasika, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ahiana ho fanapoizinana ara-tsakafo : Mpanafàna lanonana roa maty, iray tsaboina
Maloka indray ny andro eo amin’ny tontolon’ny mozika sy ireo fanafàna lanonana. Mpihira vao erotrerony iray avy ao (…)
[Midi Madagasikara] - 3/09/2025
Atletisma – Mada 2025: Atleta mendrika i Flaurentine sy i Eric Justin
Nisongadina ny atleta avy amin’ireo ligim-paritra nandritra ny fifaninanam-pirenena ho an’ny taranja atletisma, ny (…)
[Newsmada] - 3/09/2025
TARATRY ny KANTO
Nahitam-pahombiazana ny “Labdihy” andiany faha-11. Tontosa nandritra iny herinandro nivalona iny ity hetsika (…)
[Newsmada] - 1er/09/2025
EISA-HDA : « L’éducation numérique doit être une priorité nationale »
Le nombre d’internautes malgaches a connu une croissance de 2,8 millions d’utilisateurs en 2022 en passant à près de (…)
[Midi Madagasikara] - 4/09/2025
Un plan de paix avant la fin de l’année prévu par Donald Trump
Ils étaient des dizaines de milliers à descendre dans les rues, mercredi, en Israël pour demander à Benyamin (…)
[Midi Madagasikara] - 29/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |