Yas : Tohana ho an’ny fananan’asa
[Newsmada - Madagascar] - 25/07/2025
Manohana mivantana ny hetsika Fihaonamben’ny fampiofanana, ny asa ary ny fampananasan’asa (CFME) ny orinasa Yas. Hatao etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba (AFT), ny 28 jolay hatramin’ny 2 aogositra ho avy izao, ny andiany faha-9. Fotoana hihaonan’ny matihanina mivantana amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
La difficulté d’exercer une pression sur Israël
« L’armée israélienne doit cesser de tuer des personnes aux points de distribution de vivres à Gaza ». Les propos de (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Tetikasa Kopakelatra : Aina vaovao ho an’ny tavoahangy plastika
Manana ny andraikitra raisin’ny orinasa eo amin’ny sosialy ny orinasa Star, ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena (…)
[Newsmada] - 23/07/2025
Barea Chan : Mbola baraingo amin’ny maro ny tsy fivoahan’ny lisitra
Efa dila ny fe-potoana. Omaly no fotoana farany nomen’ny Kaonfederasionina afrikanina handefasana ny lisitry ny (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
TSELATRA
Mpangalatra tao amin’ny sekoly Manarintsoa Isotry voasambotry ny polisy, afakomaly. Niditra antsokosoko tao amin’ny (…)
[Newsmada] - 17/07/2025