VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 13/06/2025
Angatahin’ny depiote ny hanarenana haingana ny lalana Moramanga-Anosibe An’Ala. Anisan’ny lahatenin’ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana izany, satria efa ela no niandrasan’ny mponina an’iny lalana iny. Maro koa ny depiote mitaraina amin’ny delestazy sy ny haratsian-dalana, ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Manjakavaradrano/Mahatsinjo ambony : Fiara taksiborosy nivadika, mpandeha niisa telo naratra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra PK 203+500 tany amin’ny manodidina ny (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Tsiroanomandidy : Raikitra ny ankitifitra teo amin’ireo dahalo sy ny mpanaradia
Naharitra teo amin’ny antsasakadiny teo ho eo ny fifampitifitirana teo amin’ny roa tonta. Nitatatata ny basy, tokony (…)
[Midi Madagasikara] - 19/07/2025
RN7 : Taxi-brousse voatafika
Niainga avy any Ambovombe (faritra Androy) ny fiara fitaterana ary nizotra ho aty an-drenivohitra. Nandalo teo (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025
SYNAD : Élections internes prévues pour le 22 août
Nouvelle phase Le Syndicat des Administrateurs Civils (SYNAD) entre dans une nouvelle phase de son histoire. (…)
[Midi Madagasikara] - 24/07/2025
Christine Jaulmes : « La restauration des terres est une démarche profondément humaine »
Christine Jaulmes, la représentante de l’UNICEF à Madagascar n’a pas manqué de conscientiser le grand public sur (…)
[Midi Madagasikara] - 22/07/2025