Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 23/06/2025
Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana famerim-bola anaty taxibe, ny andron’ny sabotsy teo, araka ny fampitam-baovaon’ny pôlisy. Ny zava-nisy, raha ny vaovao hatrany dia nitranga savorovo tao anaty zotram-pitateraka (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Antontan-tataratsin’ady 121 isa : Voampanga miisa 22 voaheloka higadra mandra-pahafaty tany Toamasina
Niakatra teo anivon’ ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ny raharaha mahakasika ny vono olona tany (…)
[Newsmada] - 7/08/2025
Terrible accident sur la RN1 : Deux morts et deux blessés dans une sortie de route d’un 4×4
Un terrible accident de la route a endeuillé la Route Nationale 1 (RN1), à hauteur du pont de Tsinjoarivon’Imanga, (…)
[Midi Madagasikara] - 8/08/2025
Jiu-jitsu brésilien : Rencontre avec Sangwoo Park, en visite à Madagascar
De passage à Madagascar pour partager son savoir-faire avec les Club de la Capitale, Sangwoo Park, ceinture noire de (…)
[Midi Madagasikara] - 8/08/2025
VAKINANKARATRA : Hiditra amin’ny andiany faha 4 ny tsenaben’ny « foie gras » ao Behenjy
Hotontosaina ao Antanimenabe Behenjy ny tsenaben’ny aty matavy na « foie gras »ny faha 14 -15 Aogosotra 2025 ho avy (…)
[Midi Madagasikara] - 12/08/2025
Fadintseranana : Mirindra ny Drafitra stratejika 2025-2029
Mitondra fanazavana ny Fitantanana foibe ny fadintseranana mahakasika ny fandrindrana ny asa eo amin’ireo (…)
[Newsmada] - 13/08/2025