Fikambanana « Zara Fitiavana » : Nanolotra sakafo mafana ho an’ireo sahirana teto Toamasina…

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 1er/07/2025
Hafa kely no nentin’ireto mivondrona ao anatin’ny fiombonana « Zara Fitiavana » fa nisy ny fanoloran’izy ireo sakafo ho an’ireo Malagasy sahirana mpatory an-dalam-be ho fankalazana ny andron’ny 26 jona. Firahan’ireo olona tsara sitra-po izy ireo nanao izao hetsika izao. Hetsika natao tao amin’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 23 jolay izao, any Nizeria, mandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja karate, ny (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
« Yas Coupe de Madagascar »: Hanao famaranana ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga
Hafana ny lalao eo amin’ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga. Samy hiezaka haka ny amboaran’i Madagasikara ny roa (…)
[Newsmada] - 19/07/2025
Nécrologie du 22 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 22 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 22/07/2025
Andry Rajoelina : « Les poisons extraits des plantes datura et belladone » à l’origine de l’hécatombe d’Ambohimalaza
Une émission spéciale diffusée hier sur la chaîne nationale a réuni le président de la République, les ministres de (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025
50 taona ny Aro : Mitentina 194 miliara Ar ny vola kirakiraina
Tranom-piantohana lehibe indrindra eto Madagasikara ny Assurance Aro. Tanjony ny hidiran’ny Malagasy amin’ny sehatry (…)
[Newsmada] - 25/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |