ONG Ketsa: Nandray an-tanana ankizy sahirana 300 isa, efa tafita ny 100 tamin’izany

[Newsmada - Madagascar] - 2/07/2025
Manampy ny ankizy sy fianakaviana sahirana ara-pivelomana sy misedra olana eo amin’ny ankohonana ny ivontoerana sy ny fikambanana tsy miankina. Anisan’ izany ny ONG Ke­tsa eny amin’ny kaominina ambanivohitra Alakamisy Fenoarivo. Tao anatin’ny 28 taona, maherin’ny 300 isa ny ankizy sy tanora (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fampiofanana mpanao gazety ara-panatanjahantena: Miezaka miompana amin’ny resaka niomerika ny fifampizarana
Mivoatra ny asa fanaovan-gazety. Nisongadina tamin’ny fiofanana natao tetsy Antanimena ny firosohana ny vaovao (…)
[Newsmada] - 11/07/2025
Conjoncture: le KMF/Cnoe interpelle les autorités
Dans un contexte national marqué par une série de préoccupations majeures, le KMF/Cnoe a interpellé les autorités (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Anisan’ny fidiram-bola voalohan’ny mponina any Sainte-Marie ny fizahantany. Nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry (…)
[Newsmada] - 12/07/2025
Tsy ampy ny tolotra sy ny fitaovana : Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny VIH/Sida eto Madagasikara
Miakatra hatrany ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina eto Mada­gasikara. Olana eo amin’ny tsy fahampian’ny (…)
[Newsmada] - 15/07/2025
Mozika : Fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto sy mitana andraikitra eo amin’ny fiainana
Manana lanjany betsaka eo amin’ny tontolo ny anjara asan’ny mpanakanto noho ny mozika ataony. Manabe sy mi­taiza ary (…)
[Newsmada] - 14/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |