Tenisy ambony latabatra : Mbola lesoka ny lafiny fotodrafitrasa
[Newsmada - Madagascar] - 28/08/2025
Notanterahina nanomboka afakomaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy ambony latabatra, lahy sy vavy. Nilaza ny tomponandraikitra iray eo anivon’ny Federasionina malagasy, izay misahana ny taranja eto (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Savorovoro : Tsy latsaka anaty ny soatoavina
Mandia lalan-tsarotra ny firenena. Matetika, ny tontolo politika na sosialy hatrany no voakitika sy voatondro fa (…)
[Newsmada] - 6/10/2025
Fihetsiketsehana sy fitakiana lavareny : Mahazo vahana ny gaboraraka
Efa ahitana tanora maro manao fihetsiketsehana sy fitokonana manerana ny Nosy. Anisan’izany ny any Toamasina. (…)
[Newsmada] - 9/10/2025
Ministre Aina Randriambelo : La Police nationale reste aux côtés du peuple
La ministre de la Sécurité publique, Aina Randriambelo Mandimbin’ny Aina, a marqué de sa présence le rassemblement (…)
[Midi Madagasikara] - 13/10/2025
Octobre Rose : Les gestes bons à savoir pour une autopalpation mammaire correcte
Octobre Rose, mois consacré à la lutte contre le cancer du sein, est en majeure partie consacré à la sensibilisation (…)
[Midi Madagasikara] - 8/10/2025
Fifanintsanana “Mondial 2026” : Dingana iray ny fifanandrinana amin’i Comores
Hatao anio, any Côte d’Ivoire, ny lalao hihaonan’ny Coalacanthes Comores sy ny Barean’i Madagasikara. Fifanintsanana (…)
[Newsmada] - 8/10/2025