Manasa-dalan’ny «Yas Coupe Madagascar » : Hanokatra ny lalao ny Elgeco Plus sy ny Cosfa
[Newsmada - Madagascar] - 5/07/2025
Hifantoka etsy amin’ny Elgeco Plus By-Pass indray ny sain’ny mpanaraka baolina kitra malagasy, amin’ity herinandro ity. Samy hiady ny tapakilan’ny famaranan’ny “Yas Coupe de Madagascar” ireo ekipa efatra tafita amin’ny manasa-dalana. Raikitra izy ity! Hotanterahina anio sy rahampitso, eny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Théophile, mpivarotra, manan-talenta : Maniry ny hahay mamaky teny sy manoratra
Mpivarotra iray tsy vahiny etsy Analakely i Théophile. Manana olana ara-pahasalamana izy, saingy manana talenta (…)
[Newsmada] - 12/08/2025
ANTSIRABE II : Kaominina roa nametahana birao solotenan’ny fananantany iraisana
Isan’ny raharahara mampitiaraina sy mampatahora ny olona ity resaka fananan-tany ity indrindra fa ireo olona any (…)
[Midi Madagasikara] - 12/08/2025
“Kids JBB Games” : Ny 24 aogositra izao ny andiany faharoa
Taorian’ny fiadiana ny amboaran’Analamanga, notontosaina ny faran’ny herinandro teo, ny “Kids JBB Games” indray ny (…)
[Newsmada] - 19/08/2025
Baolina kitra – “CHAN 2025” : Mila mandresy an’i Burkina Faso ny Barea, anio
Hitana ny sain’ny mpitia baolina kitra amin’ity anio ity ny andro farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 16/08/2025
Nécrologie du 14 août 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 14 août 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 14/08/2025