Basikety-Mada U16: Fantatra ireo hiatrika ny ampahavalon-dalana
[Newsmada - Madagascar] - 10/07/2025
Hiditra amin’ny ampahavalon-dalana anio, any Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy latsaky ny 16 taona lahy sy vavy. Efa fantatra ireo hifanandrina, eo amin’ny sokajy vehivavy. Hifandona voalohany ny Lucadro sy ny DCA, tohizan’ny JAP Mada sy ny ACMBA, ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Toliara : Fiaraha-mientan’ny Base sy ny mponina
Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara (…)
[Newsmada] - 2/07/2025
Handball: Mampitandrina ny Federasionina
Namoaka filazana ho an’ireo ligim-paritra rehetra eo ambany fifehezany ny Federasionina malagasin’ny handball (…)
[Newsmada] - 5/07/2025
Mampiahiahy ny resaka fandriampahalemana: Nampiantso ny OPJ rehetra ny Tonian’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Toamasina
Ho fanamafisana ny resaka fandriampahalemana, nampivory ny OPJ misy rehetra ny Toninan’ny fitsarana ambaratonga (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
Baolina kitra kaomorianina : Mandalo krizy ny Federasionina any an-toerana ?
Araka ny fikarohana natao, omaly, izay navoakan’ny lahatsoratra an-gazety iray, Sport News Africa, fantatra fa (…)
[Newsmada] - 3/07/2025
Khat : La boutique verte envahit la pointe du pays
À la Gare routière, au marché, dans les tuk-tuk, la population de la partie nord de Madagascar a toujours la joue (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025