Prezidansa : Hiala sasatra ny mpikamban’ny governemanta
[Newsmada - Madagascar] - 22/08/2025
Namoaka fanambarana fampahafantarana ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, omaly, fa hisy vanim-potoana hialana sasatra eo anivon’ireo mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta. Anisan’ny tapaka tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha, izany. Nanomboka ny 21 aogositra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpitokona nahiana ho mpandroba : Dimy Tsiafahy, 17 arahi-mason’ny fitsaràna
Omaly no nampiakarina fampanoavana ireo olona 28 izay nosamborina ary voatazona nanomboka ny 26 septembra ny (…)
[Midi Madagasikara] - 9/10/2025
Réflexion : Quel système ?
Décentralisation massive, autonomie, fédéralisme, ces systèmes ont souvent été soulevés par des activistes des zones (…)
[Midi Madagasikara] - 10/10/2025
Fahalalana fa tsy finoana : Misy tokoa ny « tody »… Any amin’ny tanjony
Hatramin’izao, tsy mbola nisy afaka nanome porofo mazava fa tsy misy ny tody. Na, tsara na ratsy ny atao, manody (…)
[Newsmada] - 4/10/2025
Carburant : Légère baisse du prix de l’essence, nouvelle hausse sur le litre de gasoil
Les prix à la pompe ont été révisés le week-end dernier. Le litre de gasoil passe de 4 530 à 4 700 ariary (+170 Ar), (…)
[Midi Madagasikara] - 6/10/2025