Ambohijanaka: Mpamaky trano tratra teny an-tanimbary
[Newsmada - Madagascar] - 11/07/2025
Voasambotry ny fokonolona sy ny zandary teny an-tanimbary, ny mpamaky trano iray tao amin’ny kaominina Ambohijanaka, afakomaly. Niditra mangingina tao amin’ny tokantrano iray tao amin’ny Antovontany io lehilahy io, ny atoandron’io alarobia 9 jolay io. Nobatainy ny fahitalavitra. Nitsorika (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
“Afrobasket 2025” : Hitondra ny Ankoay i John Douanglin sy i Ndranto
Afaka iray volana, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Afrobasket 2025”, any Angola. Araka ny (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
AVCOI à Antananarivo: ensemble pour trouver une solution conjointe
Antananarivo a l’honneur d’abriter jusqu’à demain la réunion annuelle de l’Association des villes et collectivités (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Orange Madagascar sy ny Samsung : Miara-miasa ho fanohanana ny lafiny niomerika
Notontosaina ny 1 jolay teo, tao amin’ny Orange Digital Center, ny fanaovana sonia fanamafisana fiaraha-miasa (…)
[Newsmada] - 4/07/2025
Digue Ambohitrimanjaka : Moto nofaohin’ny 4×4, olona efatra naratra
Nisehoan’ny lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalana Digue Ambohitrimanjaka, ny alarobia hariva teo. Fiara (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025