Fonjamby-Tompondakan’i Afrika: Nandrombaka medaly 17 ny Malagasy
[Newsmada - Madagascar] - 21/08/2025
Fahombiazana indray ny an’ny Malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Jeunes sy Junior, natao tany Ghana, tamin’ity herinandro ity. Medaly 17 no azon’i Madagasikara. Taranja mampamiratra ny Malagasy hatramin’izay ny fibatana fonjamby. Mbola noporofoin’ny Malagasy atltela (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
La victoire de Donald de Trump
L’annonce de la conclusion d’un accord entre Israël et le Hamas, faite par Donald Trump avant-hier soir, a été (…)
[Midi Madagasikara] - 10/10/2025
Ben’ny tanànan’Antsiatsiaka Analanjirofo : Nomelohan’ny fitsarana sazy miantona roa taona
Niakatra fitsarana ary namoahan’ny mpitsara didy ilay raharaha nanenjehan’ny fitsarana azy noho ny fitoriana (…)
[Midi Madagasikara] - 9/10/2025
Tsena andavanandro : Mitaraina amin’ny fitadiavam-bola ireo mpivarotra
Samy sahirana avokoa izao ny olona. Mananosarotra ireo mpivarotra eny an-tsena izao ny zava-misy ankehitriny izao. (…)
[Newsmada] - 6/10/2025
Nécrologie du 08 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 08 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 8/10/2025
Filoha Rajoelina Andry : “Hiala aho raha mbola misy delestazy afaka herintaona”
Nafana ny fifanakalozan-kevitra natao teny Iavoloha, omaly. Maro ireo olona nandray fitenenana ary tsy nihafahafa (…)
[Newsmada] - 9/10/2025