Basikety – Analamanga: Hatao ny 27 jolay ho avy izao ny lalao famaranana
[Newsmada - Madagascar] - 14/07/2025
Efa miditra amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, izay hatao etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fanazavana nomen’ireo tomponandraikitra teny an-toerana, hotontosaina ny 27 jolay ho avy izao, eny an-toerana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fanomanana ny Afrobasket : Hifandona amin’i Mali, Congo, Cap Vert ary Côte d’Ivoire ny Ankoay
Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny Ankoay, ao anatin’ny fanomanan-tena hiatrehana ny fiadiana ny (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Anisan’ny fidiram-bola voalohan’ny mponina any Sainte-Marie ny fizahantany. Nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry (…)
[Newsmada] - 12/07/2025
INDRAY MIJERY
tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 2 hatramin’ny 9 aogositra izao any Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja (…)
[Newsmada] - 10/07/2025
Fampiofanana mpanao gazety ara-panatanjahantena: Miezaka miompana amin’ny resaka niomerika ny fifampizarana
Mivoatra ny asa fanaovan-gazety. Nisongadina tamin’ny fiofanana natao tetsy Antanimena ny firosohana ny vaovao (…)
[Newsmada] - 11/07/2025