Southside BJJ: Hahazoana vokatra tsara ny fampianarana ao amin’ny klioba
[Newsmada - Madagascar] - 28/08/2025
Klioba anisan’ny misongadina eto Analamanga ny Southside Brazilian Jiu Jitsu Madagascar. Ankoatra ny fifaninanana, mitaiza ny mpikatroka ao aminy hanana fisainana sahy sy mahavita mamaha olana ary hampihatra izany eny ambony tatami ireo mpanazatra. Mametraka ho zava-dehibe ny fifampisintonana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 08 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 08 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 8/10/2025
Tsipy kanetibe vehivavy : Vonona ny ekipa malagasy
Hanomboka amin’ny fomba ofisialy anio alakamisy, ao amin’ny Kianja Douaisis France, ny andiany faha-20 amin’ny (…)
[Newsmada] - 9/10/2025
Fitohanana sy fahatapahan-dalana: Efatra sisa ny « tours » vitan’ny taxi-be ao anatin’ny iray andro
Misy fiantraikany goavana eo amin’ny fidiram-bolan’ny fiara fitateram-bahoaka (taxi-be) ny fahatapahan-dalana maro (…)
[Newsmada] - 10/10/2025
Basikety : Hifindra ao amin’ny Tamponnaise REU i Muriel sy i Christiane
Vaovao tsara eo amin’ny taranja basikety malagasy, hilalao ofisialy ao amin’ny ekipan’ny Tamponnaise, ao La Réunion, (…)
[Newsmada] - 10/10/2025
Fiofanana Fiba Afrika: Malagasy mpitsara telo afa-panadinana
Namoaka ny anaran’ireo mpitsara afrikanina nahomby tamin’ny fiofanana ny eo anivon’ny Fiba Afrika. Malagasy mpitsara (…)
[Newsmada] - 11/10/2025