Tsy ampy ny tolotra sy ny fitaovana : Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny VIH/Sida eto Madagasikara

[Newsmada - Madagascar] - 15/07/2025
Miakatra hatrany ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina eto Mada­gasikara. Olana eo amin’ny tsy fahampian’ny fitaovana ahafahana mitily sy ny fandraisana an-tanana ny marary no antony. Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny tsimokaretina VIH/Sida eto Mada­gasikara, raha ny fanadihadiana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ambohimanambola : Voaambana basy, lasa ny môtô
Amin’ny andro antoandro no nitranga ny fanafihana teo Ampahimanga-Ambohimanambola tamin’ny alahady maraina, tsy (…)
[Midi Madagasikara] - 26/08/2025
Tenisy ambony latabatra : Mbola lesoka ny lafiny fotodrafitrasa
Notanterahina nanomboka afakomaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fiadiana (…)
[Newsmada] - 28/08/2025
Fitantanana ny Sadc : Hanampy ny filoha Rajoelina ireo andriamanjaka
Niarahaba ny filoha Rajoelina Andry amin’ny fandraisany ny fitantanana ny Sadc ny fivondronamben’ny andriamanjaka. (…)
[Newsmada] - 26/08/2025
Ticad-9: Matotra ny fiaraha-miasa amin’i Japana
Nandray fitenenana ny praiminisitra Ntsay Christian tamin’ ny fivoriana mahakasika ny toekarena Ticad andiany (…)
[Newsmada] - 25/08/2025
Tetikasa Haratonaina: Manampy ny olona tsy hikorosy fahana
Nitondra fanazavana momba ny tetikasa Haratonaina ny tomponandraikitra ao amin’ny Fid. Vaindohan-draharahan’ny (…)
[Newsmada] - 27/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |