VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 18/07/2025
Miisa 5 ny tena andraikitry ny filoha Rajoelina Andry, hitarika ny Sadc, manomboka amin’ny aogositra 2025. Mitarika ny asan’ny fihaonana an-tampony. Mamaritra ny laharam-pahamehan’ny Sadc. Misolo tena ny Sadc sy ny mpikambana any amin’ny fivoriambe iraisam-pirenena. Mandrindra ny asan’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Sekoly fanabeazana fototra: Tsy hita soritra ny any ambanivohitra
Ambaratonga voalohany na sekoly fanabeazana fototra an’ny fanjakana ny ankamaroany manerana ny Nosy. Hatramin’izao, (…)
[Newsmada] - 18/07/2025
Elgeco Plus: Mety haka mpilalao avy any ivelany
Manana tanjona ny handeha lavitra amin’ny fifaninanana afrikanina, “Ligue des Champions Caf” (LDC Caf), ny Elgeco (…)
[Newsmada] - 17/07/2025
Canal Plus: Niampy 4 ny fahitalavitra ao aminy
Nambaran’i Christophe Dessaints, tale jeneralin’ny Canal Plus Madagascar, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao (…)
[Newsmada] - 18/07/2025
Fiovan’ny toetr’andro : Hiaro ny morontsiraka ny tetikasa PAZC-2
Nampahafantarina, omaly, teto Antananarivo, ny tetikasa Fiarovana ny rohivoahary any amin’ny morontsiraka eto (…)
[Newsmada] - 16/07/2025
MEETFP Atsimo Atsinanana : Tsy eken’ny sendika ny talem-paritra vaovao
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Sendikan’ny fampianarana teknika sy fanofanana arakasa (ST MEETFP), Atsimo (…)
[Newsmada] - 15/07/2025