Antsirabe : Nirehitra ny tsena Sabotsy
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 22/07/2025
Afobe ! Nisehoana firehetana mijoalajoala tao amin’ny tsena Sabotsy Antsirabe, omaly hariva. Tany amin’ireo faritra misy an’ireo mpivarotra fanaka no may ary miitatra mianavatra ny afo. Voalaza fa tratra koa ny tany amin’ny misy ireo mpivaro-kena sy voankazo. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tenisy ambony latabatra : Mbola lesoka ny lafiny fotodrafitrasa
Notanterahina nanomboka afakomaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fiadiana (…)
[Newsmada] - 28/08/2025
Maroc: le Stade Ibn Battouta prêt à éblouir pour la Can 2025
A l’approche de la Coupe d’Afrique des Nations (Can) 2025, Tanger, la perle du nord marocain, se prépare à briller (…)
[Newsmada] - 2/09/2025
La boîte à ID : Nouveau mode de gouvernance
Une fois au pouvoir, rien n’est interdit. Grâce aux siphonneux et à l’inintelligence du peuple, on finit par se (…)
[Midi Madagasikara] - 28/08/2025
Nécrologie du 2 septembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 2 septembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 2/09/2025
Karate – Madagasikara: Handray ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika
Anisan’ny fanamby napetraky ny Federasionin’ny karate-do malagasy ny hivelaran’ ny Malagasy atleta eo amin’ny (…)
[Newsmada] - 4/09/2025