CUA : Hikarakara fialamboly ho an’ny ankizy
[Newsmada - Madagascar] - 22/07/2025
Nambaran’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA), Ramanantsoa Harilala, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, omaly, fa hanomboka amin’ny alarobia ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Alarobia, ny hetsika « CUA mampilalao kilonga». Natokana ho an’ny ankizy rehetra, 4-17 taona. Taranja (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Vaovao diso anaty Facebook : Nametraka fitoriana ny MJS
Manoloana ny vaovao diso, izay miampy fanalam-baraka, havoaka sy miely anatin’ny tambajotran-tserasera facebook, (…)
[Newsmada] - 17/07/2025
Anosy : Mpanao sinto-mahery tratra am-bodiomby
Anisan’ireo faritra iray mampikolay ny rehetra tokoa amin’ny resaka harom-paosy sy sinto-mahery raha eo Anosy eo. (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Andranomadio Toamasina : Nahitana tovovavy 15 taona nananton-tena
An-dranomaso ireo ray aman-drenin’ity tovovavy vao 15 taona hitan’ny olona nihantona tamin’ny tady tao Andranomadio (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Trois étudiants malgaches sélectionnés pour le prestigieux programme international « Seeds for the Future »
Trois étudiants malgaches figurent parmi les jeunes talents retenus cette année pour intégrer le prestigieux (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Basikety – Analamanga: Hatao ny 27 jolay ho avy izao ny lalao famaranana
Efa miditra amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, izay hatao etsy amin’ny (…)
[Newsmada] - 14/07/2025