« Afrima Awards » : Voafidy hifaninana i Denise
[Newsmada - Madagascar] - 1er/09/2025
Mitohy hatrany ny lalany. Voafantina hifaninanana amin’ny « All Africa Awards » na « Afrima Awards » indray mantsy i Denise. Vaovao lehibe nivoaka ny faran’ny herinandro teo, satria manaporofo fa misokatra ho an’ity mpanakanto ity ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena. Fandaharana ireo mpanakanto (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Éliminatoires mondial 2026 : Battus par les Maliens, les Barea pas qualifiés pour les barrages
Deuxième du groupe I avec 19 points, Madagascar n’a pas pu confirmer sa place pour les barrages continentaux suite à (…)
[Midi Madagasikara] - 13/10/2025
Tobin’ny zandary Ankadilalana : Nesorina ny anarana sy ny sarin’ny « jeneraly bômba »
Ny alin’ny alatsinainy teo no nongotana tanteraka ny anaran’ny Jly Richard Ravalomanana, fantatry ny maro amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 15/10/2025
Beakana-Maevatanàna : Maty voatifitry ny Zandary ny jiolahy
Ny faha-02 Oktobra taona 2025 lasa teo iny, tokony tamin’ny sivy ora maraina tany ho any no nahazo antso an-tariby (…)
[Midi Madagasikara] - 11/10/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa manomboka fantatra ireo mpikatroka handray anjara amin’ny “Muay Thai Tournament 3″ hatao ao amin’ny Arena (…)
[Newsmada] - 11/10/2025