Fifanintsanana « Mondial 2026 » : Hitady isa telo manoloana an’i Centrafrique ny Barea
[Newsmada - Madagascar] - 4/09/2025
Hiatrika ny fifanintsanana “Mondial 2026”, hihaonana amin’i Centrafrique, ny ekipa nasionaly malagasy, Barean’i Madagasikara, anio. Hiezaka ny hahazo isa telo izy ireo, mba hanana tombony kokoa. Tonga ity ny fotoana! Hiatrika ny lalao ifanintsanana amin’ny “Mondial 2026” indray ny Barea, anio, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Miarinarivo : Lehilahy tra-tehaka niaraka tamin’ny vola sandoka an-tapitrisany
Fitakiana etsy, fanambarana eroa, fitokonana, korontana, sakoroka … ary ny herisetran’ireo zandary sasantsany moa (…)
[Midi Madagasikara] - 11/10/2025
Emmanuel Macron sur le cas Madagascar : « Il ne faut pas que la jeunesse soit récupérée par des factions militaires »
En marge du Sommet de la paix pour Gaza qui se déroule à Charm-el-Cheikh en Égypte, le président français Emmanuel (…)
[Midi Madagasikara] - 14/10/2025
« Grand Trail de la Réunion » ; Hifaninana amin’ireo atleta 300 i Sidonie
Hanana solontena amin’ny « Grand Trail de la Réunion » i Madagasikara. Hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany (…)
[Newsmada] - 11/10/2025
Nécrologie du 17 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 17 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 17/10/2025
Tobin’ny zandary Ankadilalana : Nesorina ny anarana sy ny sarin’ny « jeneraly bômba »
Ny alin’ny alatsinainy teo no nongotana tanteraka ny anaran’ny Jly Richard Ravalomanana, fantatry ny maro amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 15/10/2025