Ambalavao Isotry : Tovolahy iray tra-tehaka teo am-pivarotana entana halatra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 31/07/2025
Noraisim-potsiny teo am-pivarotana kodiarana bisikileta halatra ny tovolahy iray ,21 taona afak’omaly atoandro. Izy variana nifampiresaka tamin’ny mpivarotra tetsy Ambalavao Isotry iny indrindra no tratran’ny polisim-pirenena avy ao Ampefiloha. Raha tsiahivina mantsy, nisy olona nametraka (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Aferam-piaramanidina any Iran : Tsy nahalala ny lehiben’ny fahefana mpanatanteraka
“Tiako ny manamarika fa ny filohan’ny Repoblika sy ny tenako dia tsy mahalala ny zava-misy”, hoy ny fanazavan’ny (…)
[Newsmada] - 31/07/2025
Andry Rajoelina : « Les poisons extraits des plantes datura et belladone » à l’origine de l’hécatombe d’Ambohimalaza
Une émission spéciale diffusée hier sur la chaîne nationale a réuni le président de la République, les ministres de (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny fiandohan’ny volana aogositra ny lalana Andranotapahina sy Ivato, ny Voie Rapide manomboka eo (…)
[Newsmada] - 25/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Manohy ny fanazarantenany hatrany ny Barea de Madagascar A’, izay miatrika ny “Chan 2025” any Tanzanie, amin’izao (…)
[Newsmada] - 31/07/2025
Tsarahonenana Betainomby Toamasina : Saron’ny zandary ireo mpidoroka sy mpivarotra rongony
Nanao ny ezaka rehetra hisamborana ireo mpivarotra rongony sy mpanangona izany eto Toamasina ary ireo mpifoka ihany (…)
[Midi Madagasikara] - 24/07/2025