Lomano-Afrika Zone IV: Laharana faha-3 i Madagasikara
[Newsmada - Madagascar] - 9/09/2025
Nisongadina indray ny Malagasy mpilomano, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja lomano, notontosaina tany Manzani Eswatini, ny herinandro lasa teo. Medaly 28 be izao no azon’izy ireo, volamena 10, volafotsy 11 ary alimo 7. Noho io vokatra io, tafapetraka eo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Karate : Atleta 450 hifanintsana any Antsirabe
Hotanterahina ao amin’ny Gymnase Vatofotsy Antsirabe, ny 31 oktobra hatramin’ny 2 novambra ho avy izao, ny fiadiana (…)
[Newsmada] - 30/10/2025
Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »
Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (…)
[Newsmada] - 29/10/2025
Catastrophes : Près de deux millions de sinistrés ces dix dernières années
La saison cyclonique 2025-2026 qui commence interpelle sur le système de gestion des risques et des catastrophes à (…)
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025
Tsiroanomandidy : Deux morts dans un tragique accident de la route
Un grave accident de la circulation a coûté la vie à deux personnes, le mardi 22 octobre, aux alentours de 18 h 45, (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Andriba-Maevatanàna : Mitaky ny fialan’ny bén’ny tanàna am-perinasa ny mponina
Ny Alarobia faha 29 Oktobra taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny efatra ora hariva tany ho any no niara nifamory ireo (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025

