Karate – “Challenge du Betsileo”: Noraofin’ny Tekado ny medaly teo amin’ny kata

[Newsmada - Madagascar] - 5/08/2025
Nifarana ny alahady 3 aogositra lasa teo, tany Fia­narantsoa, ny andiany faha-4 amin’ny “Challenge du Be­tsileo”, taranja karate. Mpika­troka maherin’ny 300, avy amin’ny klioba maro, no tonga nandray anjara nandritra izany. Ny kata sy kumite ho an’olon-tokana sy isan-tarika, nanomboka tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

African Parkour Tour : Nihazo an’i Comores ny delegasionina malagasy
Tsy mitsahatra mivelatra ny Traceur Gasy ao anatin’ny fanapariahana ny taranja Parkour eto Madagasikara, eo (…)
[Newsmada] - 18/09/2025
Kaomonina Ampasimbe Onibe Toamasina II : Saron’ny zandary, rangahy iray nangalatra omby
Nitrangana halatra omby tao amin’ny kaominina Ampasimbe Onibe Toamasina faharoa. Raha nahazo antso ny (…)
[Midi Madagasikara] - 13/09/2025
Tsipy kanetibe : Tsy azon’ny Malagasy ny Masters
Nifarana ny talata lasa teo, tao La Talaudière France, ny Masters 2025, taranja tsipy kanetibe. Tsy azon’ny Malagasy (…)
[Newsmada] - 11/09/2025
Alasora : Notambazana ariary ireo zaza ary naolana
Efa tsy mifaditrovana tanteraka ! Lehilahy miisa telo no voatery nosamborin’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra (…)
[Midi Madagasikara] - 17/09/2025
Une révolte qui devait, tôt ou tard, survenir
C’est un feu qui couvait depuis longtemps et qui a pris très vite sans que le pouvoir népalais en prenne conscience. (…)
[Midi Madagasikara] - 12/09/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |