Kaomonina Ampasimbe Onibe Toamasina II : Saron’ny zandary, rangahy iray nangalatra omby
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 13/09/2025
Nitrangana halatra omby tao amin’ny kaominina Ampasimbe Onibe Toamasina faharoa. Raha nahazo antso ny zandarimariam-pirenena tao Mahavelona Foulpointe dia nandray andraikitra avy hatrany mikasika ny raharaha. Nisy ny fanarahan-dia natao mikasika izany niaraka tamin’ny fokonolona, sy ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 28 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 28 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025
Tsy fandriampahalemana ao Toamasina : Nampiaka-peo ny mpirakidraharaha
Tsy takona hafenina intsony ny firaviravian-tanan’ny mpitandro filaminana, hany ka zary lasa mampirongatra ny tsy (…)
[Newsmada] - 30/10/2025
Affaire Mamy Ravatomanga : Arrestation du commissaire de la FCC après sa démission
L’enquête autour de l’homme d’affaires malgache Mamy Ravatomanga continue de provoquer des secousses à Maurice. (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025
Andasibe : Fiaran-dalamby nivadika, olona iray namoy ny ainy
« Potika tanteraka ny lohan’ilay vehivavy, tsy nisy namantarana azy intsony ». Ny andron’ny zoma hariva lasa teo, (…)
[Midi Madagasikara] - 27/10/2025
SOMBIM-BAOVAO
Raha tsy misy ny fiovana, hitohy ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena taranja baolina lavalava, (…)
[Newsmada] - 25/10/2025

