Rugby – “Top 8 Mada” : Hifandona ny TFA sy ny TFMA
[Newsmada - Madagascar] - 21/08/2025
Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny alahady 24 aogositra ho avy izao, ny dingana ampahefa-dalana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 8 Mada”. Hiatrika izany ireo ekipa 8 voalohany tamin’ny “Top 12” farany teo, Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fihaonan’ ny TFA (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Basket-ball – Arbitrage FIBA : Trois Malgaches validés au stage
La FIBA Afrique a dévoilé fin septembre les résultats du stage de formation des arbitres de zone, organisé du 11 au (…)
[Midi Madagasikara] - 13/10/2025
Grand Raid de La Réunion : Les élites malgaches en pleine reco !
La semaine a démarré sur les sentiers escarpés du Grand Raid de La Réunion, où quatre élites malgaches affûtent (…)
[Midi Madagasikara] - 9/10/2025
Raharaham-pirenena : Manohana ny vahoaka ny Nonce apostolique
Manaraka akaiky ny toe-draharaham-pirenena koa ny eo anivon’ny Nonce apostolique, solontenan’ny Vatikana eto (…)
[Newsmada] - 8/10/2025
Filoha Rajoelina Andry : “Hiala aho raha mbola misy delestazy afaka herintaona”
Nafana ny fifanakalozan-kevitra natao teny Iavoloha, omaly. Maro ireo olona nandray fitenenana ary tsy nihafahafa (…)
[Newsmada] - 9/10/2025
TARATRY ny KANTO
Tsy milamina ny firenena. Tsy milamina manaraka izany ihany koa ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Samy (…)
[Newsmada] - 6/10/2025