Filoha Rajoelina Andry : “Hiala aho raha mbola misy delestazy afaka herintaona”

[Newsmada - Madagascar] - 9/10/2025
Nafana ny fifanakalozan-kevitra natao teny Iavoloha, omaly. Maro ireo olona nandray fitenenana ary tsy nihafahafa izy ireo naneho hevitra. Afaka taona iray, hiala tsy ho filoha izy raha mbola misy ny delestazy. Notontosaina, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fifanakalozan-kevitra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Mada­gasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
ROBOTIQUE
[Newsmada] - 29/11/2025
Ambatondrazaka : Teratany karàna voatafika
Manodidina ny 15 tany ho any, miandahy miambavy, ireo olon-dratsy nanafika ity teratany karàna ity, raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Mahatanty haintany: Ahazoana 700 kg/ha ny karazana apemba vaovao
Nampahafantarina omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny ka­razana apemba roa vaovao, Mina sy Manana. Valim-pikarohana (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Be­troka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |