Mpitokona nahiana ho mpandroba : Dimy Tsiafahy, 17 arahi-mason’ny fitsaràna
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 9/10/2025
Omaly no nampiakarina fampanoavana ireo olona 28 izay nosamborina ary voatazona nanomboka ny 26 septembra ny ankamaroany. Nisy mpianatra, nisy mpiasan’ny banky, nisy mpanao trano ary nisy koa ny ahiana ho mpandroba. Ela ny fanapahan-kevitry ny fampanoavana vao nivoaka. Ny tolakandro, fantatra fa (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale
Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Affaire Ambohimalaza : « L’enquête se poursuit selon Fanirisoa Ernaivo »
L’enquête sur l’affaire d’empoisonnement d’Ambohimalaza se poursuit. Selon la ministre de la Justice, Fanirisoa (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Africa Cup 3×3 : Fantatra ny mpilalao handrafitra ny Ankoay
Nivoaka ofisialy, omaly, ny lisitry ny Malagasy mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, hiatrika (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Madagasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025

