Tobin’ny zandary Ankadilalana : Nesorina ny anarana sy ny sarin’ny « jeneraly bômba »
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 15/10/2025
Ny alin’ny alatsinainy teo no nongotana tanteraka ny anaran’ny Jly Richard Ravalomanana, fantatry ny maro amin’ny hoe « jeneraly bômba », nipetaka sy nampisalorana ny tobin’ny fari-piadidian’ny zandary eto Antananarivo, tetsy Ankadilalana. Ny maraina, taorian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby – “XXL Top 12”: Tsy mbola afa-bela tamin’ny Cosfa ny USA
Nitohy ny alahady teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahadimy iadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary haharitra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Ambohimanga : Fiara roa nisy namaky teo an-tokotany
Lasa ny « batterie », lasa koa ny « autoradio ». Nitrangan’ny halatra indray, ny alin’ny alakamisy teo, tao amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Tribunal Anosy : Inauguration d’une salle dédiée aux litiges fonciers
Depuis sa nomination, le ministre de l’Aménagement du territoire et des Services fonciers, le Général Lylison René (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Venise version miséreuse
La saison des pluies à peine commencée, les habitants des bas quartiers pataugent déjà dans des eaux insalubres. (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025

