Vokatra tsara tamin’ny “Chan 2024” : Nampihantain’ny Yas Madagascar ny Barea
[Newsmada - Madagascar] - 3/09/2025
Taorian’ireny vokatra tsara azon’ny Barea A’, nandritra ny “Chan 2024” ireny, noraisin’ny orinasa Yas teny Andraharo izy ireo, omaly. Ho fankasitrahana ny ezaka vitan’izy ireo, nisy ny fanolorana tambin-karama “prime” sy finday ho an’ny mpilalao sy ny staff ekipam-pirenena malagasy. Tsara ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Beakana-Maevatanàna : Maty voatifitry ny Zandary ny jiolahy
Ny faha-02 Oktobra taona 2025 lasa teo iny, tokony tamin’ny sivy ora maraina tany ho any no nahazo antso an-tariby (…)
[Midi Madagasikara] - 11/10/2025
Ambohitsorohitra : Les militaires prennent le pouvoir, les institutions suspendues à part l’Assemblée nationale
Au palais d’Ambohitsorohitra, le colonel Michaël Randrianirina a annoncé une transition de deux ans et suspend la (…)
[Midi Madagasikara] - 15/10/2025
Famaranana basikety : Hatao ny alahady 19 oktobra ny lalao
Hotontosaina ny alahady 19 oktobra izao avokoa ireo lalao rehetra tsy tontosa ny faran’ny herinandro teo, araka ny (…)
[Newsmada] - 16/10/2025
MIDIRAMA : Le pays est à la croisée des chemins
Les nouvelles abondent tant au pays qu’ailleurs. A Madagascar, d’abord, la Grande Île se dote d’un nouveau dirigeant (…)
[Midi Madagasikara] - 18/10/2025
Tetezan’i Sofia -RN6 : Taxibe niharan-doza, olona 10 namoy ny ainy
Nitrangan’ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tamin’iny lalam-pirenena fahenina iny, omaly maraim-be. Taxi-brousse (…)
[Midi Madagasikara] - 17/10/2025